Toamasina: Mitohana tanteraka ny asa ao amin’ny sampandraharahan’ny fandrefesan-tany

  • mardi, 12 novembre 2019 14:37
  • Zakaria

Efa telo volana no tsy manana sefo ny sampandraharahan’ny fandrefesan-tany eto Toamasina, nefa tsy misy mpisolotoerana vonjimaika. Vokany, mitohana tanteraka ny asa.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.