Governoran’ny Faritra: Naka ny hevitry ny Fitsarana avo momba ny Lalampanorenana ny filohan’ny Antenimierandoholona

  • vendredi, 08 novembre 2019 19:25
  • Zakaria

Nandefa taratasy any amin’ny Fitsarana avo momba ny Lalampanorenana ny filohan’ny Antenimierandoholona, Rakotovao Rivo, mangataka ny heviny raha toa ka mifanaraka amin’ny Lalampanorenana na tsia ny didim-panjakana 2019-1866 tamin’ny 25 septambra 2019 mikasika ny Governora.

Androany 08 novambra 2019 no voarakitra ao amin’ny firaketan’ny Fitsarana avo momba ny Lalampanorenana io taratasy fangatahana io.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.