Toliara: Lany ny « vignette » ho an’ny bisikilety ny Kaominina

  • vendredi, 01 novembre 2019 19:32
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Nanao fampahafantarana ny fiadidiana ny tanànan’i Toliara, fa lany ny « vignette » ho an’ny bisikilety, ka omena alalana ny tompon'ny bisikileta rehetra hifamezivezy. Tsy azon'ireo Polisy Monisipaly atao ny misava « vignette » bisikileta mandram-pisian'izany, hoy hatrany ny filazana.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.