Fampianarana: Nesorina ny sefo Cisco Antsiranana I sy sefo Cisco Antsiranana II

  • vendredi, 01 novembre 2019 18:46
  • Zakaria

Raharinaivo Rémi indray no sefo Cisco Antsiranana I, ary Randriamiadana Thierry no sefo Cisco Antsiranana II. Nesorina tamin’ny toerany i Marie Annick, sefo Cisco Antsiranana I teo aloha, sy Jao Arsène sefo Cisco Antsiranana II teo aloha.

Natao avy hatrany ny famindram-pitantanana.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.