IST Antananarivo: Nahemotra ny fifaninana hidirana taona voalohany “Formation initiale”

  • mardi, 08 octobre 2019 14:57
  • Britto
  • Sary nindramina

Raha tokony ho tanterahina ny 23 sy 24 oktobra 2019 dia hahemotra ho amin’ny 13 sy 14 novambra 2019 ny fifaninana hidirana taona voalohany “Formation initiale” ao amin’ny IST na Institut Supérieur de Technologie d’Antananarivo, araka ny fampahafantarana nataon’ny tompon'andraikitra voalohan’ity ivontoerana ambony ity.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.