Mahajanga: Mampiantrano ny fivoriamben’ny Administratera sivily

  • lundi, 07 octobre 2019 08:06
  • Britto

Tanterahina anio eto an-drenivohitr’i Boeny ny fivoriamben’ny Sendikan’ny Administratera sivily (SYNAD). Mpandray anjara any amin’ny 200 avy amin’ny lafivalon’ny Nosy no andrasana eto Mahajanga, na ireo amperinasa na ireo efa misotro ronono.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.