Lozam-pifamoivoizana: Olona roa naratra, potika ilay fiara kely « Hyundai Getz »

  • samedi, 05 octobre 2019 11:59
  • Zakaria
  • Sary Gasypatriote Sambava

Nanaitra ny mponin'Analamandrorofo-Sambava tamin'ny toromaso ny fipoahan-javatra mafy io maraina io, tokony tamin'ny 3 ora. Fiara kely marika « Hyundai Getz » iray no saika hamantana tany an-tranon’olona raha tsy nidona tamin'ny vody vato.

Tsy misy ny aina nafoy fa naratra ireo olona roa tao anatiny, ka nifamonjena nentina any amin’ny hopitaly.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.