RFI Ivato: Andron’ny Masindahy Misely

  • lundi, 30 septembre 2019 14:40
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Notontosaina omaly 29 septambra 2019, teny amin'ny Rezimanta voalohan’ny Hery Vonjy Taitra na 1er RFI Ivato, Tobin’ny mpilatsaka elon`aina, ny andron`ny Masindahy Misely mpiaro ireo mpilatsaka elon`aina. Tonga nanome voninahitra ny fotoana ny Minisitry ny Fiarovam-pirenena, Jeneraly Rakotonirina Richard.

Manana ny maha izy ity Rezimanta ity, ary manao izay azony atao ny fitondram-panjakana amin'ny fampitaovana azy amin'ny fandavorarina ny asa sahaniny.

Nisy ny fizarana mari-pahatsiarovana ho an`ireo miaramila nahatontosa ny fanompoana ny Tanindrazana.

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.