Tetikasa « Tanamasoandro »: Nilanja sorabaventy ireo manohitra ny hanotofana ny tanimbariny

  • samedi, 28 septembre 2019 18:33
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Nisy andian’olona avy amin’ireo Kaominina voakasiky ny tetikasa « Tanamasoandro », izay fanorenana tanàna vaovao araka ny vinan’ny filoha Rajoelina, nilanja sorabaventy androany manohitra ny hanotofana ny tanimbariny. Nisy ihany koa ireo tantsaha naneho ny alahelony manoloana ny fanohanana ny rano manondraka tanimbary izay misy efa vita ketsa.

Teo amin’ny sampanana « Artisanat » miazo an’Ambohitrimanjaka, izay tsenan’ny asa tanana manamorana ny lalana Digue Ambodihady Ambohimanarina-Antananarivo izy ireo no nifamotoana androany.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.