Cathédrale Andohalo: Namangy ny fasan'i Victoire Rasoamanarivo Olo-tsambatra ny Papa

  • samedi, 07 septembre 2019 19:09
  • Tigre

Taorian'ny fihaonan'ny Papa Fransoa tamin'ireo Eveka Katolika teny Andohalo, dia nitsidika ary nitondra am-bavaka an'i Victoire Rasoamanarivo Olo-tsambatra i Papa Fransoa.

Taorian'izay dia nihazo an'i Soamandrakizay izy, hiaona amin'ireo tanora analin-kisa, hanao alim-bavaka.

Tomefy olona marobe hatrany eny amin'ny toerana alehany, sy izay andalovany.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.