Cathédrale Andohalo: Tonga niarahaba ny Papa ny Filoha Anglikanina sy Loteranina

  • samedi, 07 septembre 2019 18:45
  • Tigre

Taorian'ny fihaonan'ny Papa Fransoa tamin'ireo Eveka Katolika teny Andohalo, dia tonga niarahaba sy nidinika fohy niaraka tamin'ny Papa Fransoa ny Filohan'ny Fiangonana Anglikanina EEM, Mgr Ranarivelo Samoela Jaona sy ny Filohan'ny Fiangonana Loterana Malagasy ny Pastora Dr. Rakotonirina David.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.