Morondava: Mpanao trafika hazo arovana tafatsoaka teny ampelan-tanan’ny Zandary

  • mercredi, 14 août 2019 20:22
  • Britto

Hazo sarobidy, hazo arovana, toy ny voamboana aman-jatony isa no sarona tao amina tranon’olontsotra iray tao Bemanonga, Distrikan’i Morondava, Faritra Menabe nandritra ny fisavana niainga tamina loharanom-baovao ny alakamisy 8 aogositra 2019.

« Natolotra ny Zandarimaria teto Morondava ilay olona. Indrisy anefa ary mahagaga fa votsotra ary nitsoaka ilay olona ka ankehitriny dia apetraka amin’ny Fitsarana ny tohin'izao raharaha izao », hoy ny avy amin'ny foibem-paritry ny tontolo iainana Menabe.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.