Mpanakan-dalana eo Vohiposa (RN7): 3 azo sambo-belona, 1 maty voatifitra

  • lundi, 05 août 2019 20:07
  • Britto
  • Sary ZP

Voasambotry ny Zandary ny sabotsy 3 aogositra 2019, ireo jiolahy tompon’antoka tamin’ny fanakanan-dàlana tao Antaretra, Fokontany Sahamadio, Kaominina Vohiposa ny alin'ny zoma 26 jolay 2019.

Azo sambo-belona ny telo ary atao famotorana ao amin’ny « Poste Avancé » ny Zandary Vohiposa. Maty voatifitra ny iray rehefa nanohitra. Mbola karohina kosa ny naman’izy ireo. Avy ao Vohiposa sy Ambohimahasoa izy ireo.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.