Kitra-CAN 2019: Mena ny lokon'ny akanjon’ny Barea anio alina

  • jeudi, 11 juillet 2019 10:24
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Akanjo mena no hisaloran’ny Barea an’i Madagasikara amin’ny lalao ampahefa-dalana hifanandrinany amin’ny Voromahery Tonizianina anio, amin’ny fiadiana ny Amboaran’i Afrika amin’ny baolina kitra.

Hotanterahina ao amin’ny kianja Al Salam Stadium ao Caire, renivohitr’i Egypta, ny lalao anio alakamisy amin’ny 10 ora alina, ora eto Madagasikara.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.