Kitra – Ligin’i Bongolava: Voafidy ho filoha i Rakotoniaina Mamonjisoa

  • mercredi, 10 juillet 2019 15:24
  • Britto
  • Sary: Comité de normalisation de la FMF

Notanterahina androany teto Tsiroanomandidy ny fifidianana izay ho filohan’ny ligin’ny baolina kitra Bongolava. Taorian’ny fihodinana faha-4 vao vita ny fifidianana, ka Rakotoniaina Mamonjisoa no voafidy ho filoha.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.