Famoahana voka-pifidianana: Ho tapaka ny lalana mandalo ny HCC Ambohidahy

  • lundi, 01 juillet 2019 20:44
  • Zakaria

Ho tapaka ny fifamoivoizan’ny fiara amin’ny lalana Wast Ravelomoria (Comoris), ny fidinana Restaurant La Varangue, ny lalana Rabobalahy, ary ny fiakarana manomboka eo amin’ny Faritany, ny talata 2 jolay 2019 amin’ny 2 ora tolakandro, mandra-pahavitan’ny lanonana ara-pitsarana hamoahan’ny Fitsarana avo momba ny Lalampanorenana etsy Ambohidahy – Antananarivo, ny vokatra ofisialy ny fifidianana solombavambahoaka natao tamin’ny 27 mey 2019.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.