Serasera: Fakankevitra momba ny fanitsiana ny lalàna mifehy ny serasera

  • lundi, 01 juillet 2019 16:05
  • Zakaria

Tanterahina manomboka androany Alatsinainy 1 Jolay 2019 ao amin'ny Lapan'ny Faritra Atsinanana Toamasina ny fakankevitra momba ny fanitsiana ny lalàna mifehy ny serasera ho an’ny Faritra Atsinanana, Alaotra-Mangoro ary Analanjirofo.

Ny tanànan'Antsirabe kosa no hampiantrano ny fakankevitra ny ho an’ireo solontena avy any amin’ny Faritra Vakinankaratra, Analamanga, Itasy, Bongolava, Menabe ary Melaky ny Alarobia 3 Jolay 2019 izao.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.