Ambatofinandrahana: Nankahery ireo andian-tafika tany an-toerana ny Jeneraly Richard Rakotonirina

  • mardi, 18 juin 2019 20:06
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Manomboka miverina amin’ny laoniny ny fandriampahalemana raha ny fiainan’ny vahoaka andavanandro amin’ireo faritra mena amin’ny tsy fandriampahalemana. Nivoitra io tamin’ny fidinana ifotony nataon’ny Minisitry ny Fiarovam-pirenena, ny Jeneraly Richard Rakotonirina tamin’ireo faritra nametrahana ny andian-tafika ZRPS (Zone Rurale Prioritaire de Sécurité).

Ambatofinandrahana sy ny manodidina azy no notsidihiny ny herinandro teo. Nankahery ireo andian-tafika tany an-toerana ny tenany, ary koa nijery ny toerana ahafahana mametraka ny Tobim-pamaharana na ny « Base Opérationnelle Avancée ».

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.