RN5A Ambilobe-Vohémar: Jerem-potsiny ny taingim-be ataon’ny Bajaj

  • mardi, 18 juin 2019 17:03
  • Zakaria
  • Sary Gasypatriote Sambava

Efa misy fihatsarana ny lalana avy eto Ambilobe mandeha Vohémar. Manararaotra mihazakazaka niasa aty ambanivohitr’i Betsiaka, izay eo amin'ny 30 km miala an’Ambilobe tampontanana ireo taxi Bajaj, ary samy manao taingimbe mihoampapana .

Nanazava ireo mpitandro filaminana teo amin'ny « Barrage de contrôle » ary ny « motard » tsy lavitra teo, izay niasa ny 18 Jona 2019, fa « efa tsy voatazonay intsony ny fanaovana taingimbe nanomboka tamin'ny fanatsarana ity lalana ity ».

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.