Mpitandro filaminana: Nahazo fiara 4x4 maromaro fampitaovana

  • mardi, 18 juin 2019 13:54
  • Zakaria

Niala tao Toamasina ary nakarina any Antananarivo ny alahady alina sy omaly alatsinainy maraina ireo fiara 4x4 zato mahery nafaran'ny fanjakana homena ny mpitandro ny filaminana ny sasany. Efa natao takelaka mena avokoa izy ireo.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.