Tanànan’Antananarivo: Miomana amin'ny fahatongavan'i Papa Ray Masina

  • lundi, 17 juin 2019 19:59
  • Zakaria

Nivory tao amin'ny lapan'ny tanàna Analakely androany ireo mpitantana ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ho fiomanana amin'ny fahatongavan'i Papa François eto Madagasikara ny 6-8 septambra 2019.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.