Distrikan'i Maroantsetra: Hisokatra amin'ny 15 Jolay ny taom-piotazana lavanila

  • dimanche, 16 juin 2019 19:49
  • Zakaria

Fivoriana notarihin’ny lehiben'ny Faritra Analanjirofo omaly 15 jona 2019 izay nahitana ny fandraisana anjaran’ny mpandraharaha sy mpamboly lavanila no nanapahana an’io datin’ny taom-piotazana lavanila 2019 io.

Ho hentitra ny fanaraha-maso, hisorohana ny gaboraraka, ary hanatsarana ity lalampihariana lavanila aty Analanjirofo ity.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.