Fifidianana: Hamoaka ny vokatra feno vonjimaika ny CENI

  • samedi, 15 juin 2019 08:52
  • Zakaria

Anio sabotsy 15 jona no hamoaka ny voka-pifidianana feno vonjimaika eo ampelan-tanany ny CENI, momba ny fifidianana solombavambahoaka notanterahina tamin'ny 27 mey 2019.

Ny Fitsarana avo momba ny Lalampanorenana avy eo no mamoaka ny didy raikitra.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.