Fisolokiana: Karohina ilay depioten'Antsirabe II teo aloha

  • vendredi, 14 juin 2019 14:11
  • Zakaria

Namoahana filazana fikarohana i Ravelohanitra Nirina, solombavambahoaka teo aloha voafidy tao Antsirabe II.

Fivadiham-pitokisana miaro fisolokiana no anenjehana azy.

Kandida tsy miankina, tao Antsirabe II tamin'ny fifidianana solombavambahoaka ny 27 mey 2019 teo i Ravelohanitra Nirina.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.