CNAPMAD: Nirehitra ny trano fitoeran’entana

  • jeudi, 13 juin 2019 21:48
  • Zakaria

Fitaovana maro toy ny kidoro spaonjy sy hazo no potiky ny afo, androany, mandram-pahatongan’ny mpamonjy voina teny Ankorondrano - Antananarivo misy ny foiben-toeran’ny CNAPMAD, izay orinasam-panjakana mpanamboatra fitaovam-pianarana sy fampianarana.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.