Fifidianana solombavambahoaka: 40,71% ny Taham-pandraisana anjara ankapobeny

  • jeudi, 13 juin 2019 21:45
  • Zakaria

Tao amin’ny Distrikan’i Beloha Androy no navitrika ny mpifidy: 63,93% ; tena nalaina kosa ny mpifidy tao Antananarivo IV: 18,41%.

40,71% ny Taham-pandraisana anjara ankapobeny nanerana ny Nosy tamin'iny fifidianana solombavambahoaka notanterahina ny Alatsinainy 27 mey 2019 iny.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.