Mpanaramaso fifidianana: 7 amin’ny 39 no nahatonga tatitra eny anivon’ny CENI

  • jeudi, 13 juin 2019 21:22
  • Zakaria

Nanambara ny CENI Foibe androany fa na dia tapitra ny 6 jona 2019 aza ny 10 andro omen’ny lalàna hanateran’ireo Mpanaramaso fifidianana, nahazo alalana avy amin’ny CENI tamin’iny fifidianana solombavambahoaka iny, hanaovana tatitra dia mbola mandray izany tatitra izany ny CENI.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.