Fifidianana Depiote: Ny sabotsy 15 jona no hamoaka vokatra ny CENI

  • mardi, 11 juin 2019 20:46
  • Britto

Tonga teo amin'ny CENI Foibe, ary voakirakira avokoa ny voka-pifidianana avy amin'ireo Distrika miisa 119 eto Madagasikara.

Amin'ny sabotsy 15 jona maraina no hanambara ny vokatra feno vonjimaika ny CENI.

Mandray fitoriana mikasika zotram-pifidianana ny vaomiera hatramin'io andro io, araka ny fanazavana nataon'ny mpampakateny Razafindraibe Ernest.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.