Kitra - CAN 2019: Handeha mivantana amin'ny TVM

  • dimanche, 09 juin 2019 14:46
  • Britto

Anio hariva no hanambarana ao amin'ny Televiziona Malagasy (TVM) fa handefa mivantana ireo lalao fiadiana ny Amboaran'i Afrika 2019 hatao any Egypta manomboka amin'ny 21 jona ho avy izao ny TVM.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.