Nosy Be: Nofoanan’ny Fanjakana ny fifampiraharahana amin’ny orinasa mamokatra herinaratra

  • vendredi, 07 juin 2019 21:01
  • Britto

Takapa nandritra ny filankevitry ny minisitra omaly, araka ny volavolan-kevitra naroson’ny ministeran’ny angovo, ny rano ary ny akoranafo, ny fanafoanana ny didim-pitondrana mametraka ny fifampiraharahana amin’ny orinasa mamokatra herinaratra aty Nosy Be, Faritra DIANA.

«Ny tsy fahatomombanan’ny asa sy ny famatsiana herinaratra», no voalaza fa anton’io fanafoanana ny fifanarahana io.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.