Maroantsetra: Mitohy ny fitakiana fahadiovan'ny fifidianana

  • lundi, 03 juin 2019 16:33
  • Tigre
  • Sary nomena

Tsy nitsahatra ny hetsika fitakiana aty Maroantsetra, taorian'ny fifidianana solombavambahoaka tamin'ny 27 mey lasa teo. Tsy manaiky ny hosoka misy aty an-toerana ireo vahoaka marobe.

Nisy moa mpitandro ny filaminana nalefa manokana aty an-toerana izay nanentanan'ny Praiminisitra ny rehetra anao ny fitoriana eny anivon'ny sampandraharaha mikasika ny fifidianana, fa hatreto tsy nampiato ny fitakian'ireto vahoaka marobe ireto izany.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.