Diplaomasia: Jacek Bazanski no Masoivoho vaovaon’i Pologne eto Madagasikara

  • mercredi, 15 mai 2019 21:45
  • Britto
  • Sary nomena

Androany ny masoivohon’i Pologne vaovao, Jacek Bazanski, no nanolotra ny taratasy manendry azy hiasa eto Madagasikara tamin’ny Filoham-pirenena, teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha.

Fanirian’i Pologne ny hampitombo bebe kokoa ny fifandrasaina ara-barotra eo amin’ny Pologne sy Madagasikara, indrindra eo amin’ny fanondranana lavanila.

Vonona hanampy an’i Madagasikara amin’ny fanomezana fitaovana hampiroboroboana ny vokatry ny fambolena ihany koa i Pologne.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.