Katôlika: Manao fivoriambe ny Fivondronamben'ny Eveka eto Madagasikara

  • mardi, 14 mai 2019 17:09
  • Britto
  • Sary nindramina

Efa nanomboka ny talata 7 mey 2019 ity fivoriamben’ny Fivondronamben'ny Eveka eto Madagasikara (CEM) ity ary hifarana ny alakamisy 16 mey 2019 izao.

Tsy misy mipika ny dinika hatreto, tombanana kosa fa tafiditra anatin’ny lahadinik’izy ireo ny famangian'i Papa François eto Madagasikara amin’ny fiandohan’ny volana septambra ho avy izao.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.