Ady amin’ny kolikoly: Manohy ny asany an-tsitrapo ny Firaisamonim-pirenena

  • mardi, 14 mai 2019 16:21
  • Britto

Rehefa avy nanoratra tamin'ny Filoham-pirenena ireo Fikambanana ao amin'ny Firaisamonim-pirenena miady amin'ny kolikoly (ONG TOLOTSOA, TI IM, ONG IVORARY, MIEL, Hetsika ROHY) hamoahana ny Lalàna momba ny fanagiazana sy famerenana ny fananana azo amin'ny tsy ara-dalàna, dia manohy ny asany an-tsitrapo izy ireo, ka namokatra sy manaparitaka horonan-tsary, manazava ny maha-zava-dehibe an'io lalàna io.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.