Fakitira Jirama: Niaiky ny adisoany ny Jirama

  • mardi, 14 mai 2019 16:12
  • Britto
  • Sary nindramina

Niakatra ny tosi-dran'ity tokantrano iray rehefa nandray ny fakitira iray volana aprily, nitentina 47 tapitrisa ariary.

Rehefa nanontaniana momba izao raharaha izao ny teo anivon'ny Jirama dia niaiky fa avy any amin'ny Jirama ny fahadisoana.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.