Soarano: Andro maneran-tany ho an'ny fahalalahan'ny asa fanaovan-gazety

  • vendredi, 03 mai 2019 19:32
  • Njaka
  • Sary Njaka

Nifamotoana tetsy Soarano, manoloana ny tsangam-bato fanamarihana ny fahalalahan'ny asa fanaovan-gazety ireo mpanao gazety, ireo olona manohana ny fahalalahana maneho hevitra.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.