Amoron'Ankona - Ambohimangakely: Jiolahy nanafika fiara mpitondra vola, maty voatifitra

  • samedi, 13 avril 2019 19:40
  • Britto

Nanao taingin-droa tamin'ny moto scooter (BWS) ireo jiolahy, nanafika andro atoandrobe nanahary, fiara mifono vy iray mpitondra vola an'ny orinasa Brink's.

Maty voatifitra ary nitsirara teo afovoan'arabe ny iray, mbola ifanenjehan'ny Zandary ny faharoa.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.