Zana-tsokatra sarona teny Fasankarana: Karohina ny tompon’ny io entana io

  • mercredi, 10 avril 2019 20:15
  • Britto
  • Sary: MEDD

Teny amin’ny Toby fiantsonan’ny taksiborosy Fasankarana Antananarivo no tra-tehaka ireo zana-tsokatra Astrochelys radiata miisa 82 ny marainan’ny sabotsy 06 Aprily 2019 teo. Valizy iray nampiahiahy saika hampidirina tao anaty Taxi no nahitana azy ireto.

79 no velona tamin'ireo sokatra ireo ary efa noraisin'ny TSA (Turtle Survival Alliance) an-tanana ny fikarakarana azy alohan'ny hamerenana azy any atsimo, izay toerana niaviany.
Ao anatin’ny fikarohana ny tompon’ny io entana io ny manam-pahefana ankehitriny.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.