Antsirabe: Niverina ny famatsiana herinaratra

  • samedi, 06 avril 2019 20:17
  • Britto
  • Sary: Jirama

Nanomboka tamin’ny 5 ora hariva teo no niverina nirehitra ny jiro teto an-drenivohitr'i Vakinankaratra, rehefa tapaka nanomboka tamin'ny 10 ora maraina noho ny fahasimban'ny fitaovana.

Tonga nitsidika ireo fitaovana nisy fahasimbana teto amin’ny foibe famokaran'ny Jirama Antsirabe androany ny Minisitra mpisolo toerana ny Minisitry ny Angovo, ny Rano, ny Akoran’afo; notarihin’ny Tale iraisam-paritry ny Jirama Vakinankaratra.

(Jereo Sary Tohiny)

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.