Andro manerantany ho an’ny Fahasalamana: Eny Antsonjombe no hatao ny fankalazana ofisialy

  • mercredi, 03 avril 2019 18:49
  • Britto
  • Sary: Ministeran’ny fahasalamana

Ny 7 aprily ho avy izao no hankalazana ny Andro manerantany ho an’ny Fahasalamana (JMS 2019). Ho an’i Madagasikara dia ho tanterahina ny 12 aprily eny amin’ny « Parking » Coliséum Antsonjombe – Antananarivo ny fankalazana ofisialy araka ny nambaran’ny Minisitry ny fahasalamam-bahoaka, Pr Rakotonirina Julio.

« Tolotra Fahasalamana ho an’ny Daholobe ho fanatsarana ny fahasalaman’ny vahoaka malagasy » no lohahevitra ho voizina amin’ity taona 2019 ity.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.