Fitaterana anabakabaka: Hisidina ho atsy Afrika atsimo ny Air Madagascar

  • mercredi, 03 avril 2019 10:35
  • Britto

Hiverina indray ny zotra Antananarivo-Johannesburg-Antananarivo nataon’ny kaompania malagasy Air Madagascar.

Ho in-droa isan-kerinandro izany hanomboka amin’ny 17 jona 2019, rehefa niato aman-taonany.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.