Kohen Rivolala: Nirotsaka hofidiana solombavambahoaka ao Antsirabe II

  • samedi, 16 mars 2019 10:09
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Miisa valo ireo kandida nanatitra antotan-taratasy firotsahan-kofidiana solombavambahoaka teo anivon’ny OVEC Antsirabe II.

Toerana roa no ifaninanana ao Antsirabe II. Mbola isany nirotsaka ireo solombavambahoaka roa voafidy tamin’ny taom-piasana farany teo, dia Randrianantenaina Olivier Antonny José (Tiako i Madagasikara) sy Ravelohanitra Nirina (Antoko Maitso).

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.