CITE Ambatonakanga: Nanao atrik'asa ny SAFIDY

  • vendredi, 15 mars 2019 09:55
  • Njaka
  • Sary Njaka

Misy ny atrik'asa notanterahin'ny SAFIDY na ny Sampana Anarahamaso ny Fifidianana Ivon'ny Demokrasia Ifarimbonana, izay notanterahina tao amin'ny CITE Ambatonakanga omaly alakamisy 14 mars 2019.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.