Fidèle Razara Pierre: Nahazo ny taratasy manamarina ny firaiketana an-tsoratra ny filatsahan-kofidiany ho solombavambahoaka

  • mardi, 12 mars 2019 07:40
  • Britto
  • Sary nindramina

Raikitra izany fa dia ho isan’ireo kandida hifaninana ho solombavambahoaka amin’ny fifidianana hotanterahiana ny alatsinainy 27 mey 2019 i Fidèle Razara Pierre. Natolotry ny OVEC azy omaly alatsinainy ny taratasy manamarina ny firaketana an-tsoratra ny filatsahany ho solombavambahoaka eto amin’ny Distrika Ambatondrazaka.

Ity mpanao gazety ity no mitarika lisitra TIM K25 aty an-toerana.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.