Antsiranana: Nidina an-dalambe nilanja sorabaventy ny mpiasan’ny SECREN misotro ronono

  • lundi, 11 mars 2019 19:27
  • Britto

Mitaky ny karaman'izy ireo tsy voaloa izy ireo, ka teo anoloan'ny Cnaps no niseho ny fitakiana, androany maraina. Nilaza teo anivon’ny Cnaps fa tsy tompon'andraikitra amin’io izy ireo fa latsakemboka tsy narotsaky ny SECREN no antony.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.