Fanotofana tany tsy ara-dalàna: Fiara vaventy telo tra-tehaka nitaona tany, ary nogiazana
- lundi, 11 février 2019 13:12
- Britto
- Sary : MAHTP
Tra-tehaky ny avy teo amin'ny Ministeran'ny Fanajariana ny Tany, ny Toeram-ponenana sy ny Asa Vaventy (MAHTP) nanao fanotofana tany tsy nahazoana taratasy fahazahoan-dalana tetsy amin’ny sampanana Tsarasaotra-Antananarivo faha-5 ny marainan'ny sabotsy 09 febroary teo ireo fiara ireo. Nogiazana avy hatrany ireo fiara telo ireo, nisy iray fahaefatra afaka nitsoaka.
Nokasaina hanorenana fotodrafitr’asa ity tany nototofana ity izao tratran’ny teo anivon’ny MAHTP izao.
Anio alatsinainy no havoaka ny sazy mikasika ity raharaha ity. Nandefasana “interdiction de remblais” na tsy fahafahana manototra tany avy hatrany kosa ny teny an-toerana.
(Jereo Sary Tohiny)
Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
View the embedded image gallery online at:
http://gasypatriote.com/tselatra/item/18208-fanotofana-tany-tsy-ara-dal%C3%A0na-fiara-vaventy-telo-tra-tehaka-nitaona-tany,-ary-nogiazana.html#sigProGalleria59ab1290c8
http://gasypatriote.com/tselatra/item/18208-fanotofana-tany-tsy-ara-dal%C3%A0na-fiara-vaventy-telo-tra-tehaka-nitaona-tany,-ary-nogiazana.html#sigProGalleria59ab1290c8
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
Le code HTML n'est pas autorisé.