Ampasy Nahampoana : Vaky ny fasana, taolambalo sivy very

  • samedi, 09 février 2019 09:45
  • Britto

Tao Betaligny, tanàna iray ao amin'ny Kaomina Ampasy Nahampoana, Distrika Tolagnaro no nitrangan'ity vaky fasana ity. Mpiarakandro no nahatsikaritra ny fasana omaly zoma 08 febroary.

Razana sivy no nosavoritahin'ireo olon-dratsy nakana taolana.

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.