Bemangoraka Mahazoma: Maty tao anaty rano i Jeneraly Noël Rakotonandrasana

  • mercredi, 06 février 2019 13:38
  • Britto
  • Sary nindramina

Namoy ny ainy tao anaty rano tany Maevatanana ny Jeneraly Noël Rakotonandrasana.

Izy moa dia minisitry ny fiarovana tamin'ny andron'ny Tetezamita, ary tafiditra tamin'ny raharaha Bani ity Jeneraly ity tamin'ny taona 2010.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.