Kianja 13 mey: Vaky barazy

  • samedi, 29 décembre 2018 11:40
  • Tigre
  • Sary Gasypatriote

Vao maraina dia tomefy mpitandro ny filaminana nanidy ny kianja 13 mey, tsy ahafahan'ireto mpitaky ny fahamarinan'ny latsa-bato ireto hiditra ny kianja.

Nihamaro anefa ireto mpanao fihetsiketsehana ireto, ary rehefa nifampiraharaha tamin'ireo Emmoreg dia nahazo niditra ankianja, fa ny estrade kosa hatreto mbola tsy navelan'izy ireo hidirana ampiasaina.

Milamina hatreto ny fihetsiketsehana fitakiana ny marina.

(Jereo Sary Tohiny na Album Photo)

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.