Antsohihy: "Bulletin unique" aman'arivony natao photocopie tamina Multi-Service

  • vendredi, 28 décembre 2018 14:19
  • Britto

Ny alin'ny 18 desambra 2018 no nanatontosana ny photocopie miloko sy ny nandefasana ireo dika mitovin'ny vatom-pifidianana ireo tany amin'ny Kaominina Ambodimandresy sy Ambodimadiro ato amin'ny Distrikan'Antsohihy.

Faritra mena amin'ny tsy fandriampahalemana ireo Kaominina ireo. Tafakatra avo nihoatra ny 70%, na izany aza ny taham-pandraisana anjaran'ny mpifidy tamin'ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana faharoa ny 19 desambra 2018.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.